ZAVA-KANTO (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ZAVA-KANTO




Na dia tsy mandranto
fa ao ny tsiky na alahelo
manery ihany hanafatra,
ampiasao ny zava-kanto
hilazana tsiambaratelo
tsy misy mahafantatra.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
135 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0202