ZAVA-MISY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ZAVA-MISYN'inona n'inona no mibahana
izay itarainana
fa nahazo jaly tsy hay fefena,
tsy olana tokony hovahana
itony fiainana
fa zava-misy tokony hekena.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
