ZAVATRA MARINA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ZAVATRA MARINA Ny zavatra marina iray
dia ny fitiavako anao
ka tsarovy lalandava
matoa ange mivaivay
Izany ao anatiko ao
sy miramiran-tava.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
