ZOKO (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ZOKOTsy afa-manohitra
ny hamanjanao
ny foko
ka indro mivohitra
ny fitiavako tao
fa zoko.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
