RESAKA ETOANA (Fredy Jaofera4)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RESAKATiako etoana ny hizara
soa tsy mitresaka
fa harena tena ilaina :
ny famakiana boky tsara
dia toy ny resaka
amin'ny olona misaina.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
Fans:
Taniezaka
Commentaires
Taniezaka
(
07/11/2023 03:00)
Azo antoka am-pahamariana izay voalazan'i Fredy JAOFERA izay.
