FISARAHANA - GAZELA MEVA
Azo vakiana?
Na tsisy ratsy nifanaovantsika
Ny nisy niarahana tsisy tomika
Anio, tsy maninona, hisaraka isika
Hangina ny lasa sy izay efa vita
'Zay no farajerin'izay rehetra hita
Hisaraka isika, tsy misy fanditra
fa tokana ihany :
ritra ny mamy
lalàn'ny tany
ny tsirom-pitiavana mety ho lany!
Gazela Meva
Sokajy :
Fisarahana
Hevitra mandeha
jessica (31/10/2006 08:02:01)
Gazela Meva ve Meva ihany? Aiza no mety hahitana ny bokin'i Meva raha olona iray ireo?
Mombamomba
Mpanoratra : GAZELA MEVA
Nampiditra : helitianaDaty : 15/10/2006
Mpamangy : 1552
Mankafy : 0