toa tsy aiko hadinonatsa (Georges andriamanampy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
toa tsy aiko hadinona
tsaroako lalan-dava
ny saiko manontany foana
anjara ve sa lahatra

fa taitra ny fitiavako
t@ izato hakantony
nilaza aho f'izy no anjarako
ra nandray ny tanany

izy anefa tsy nahalala
izay rehetra noheveriko
fa ny sainy mbola zaza
ka nangina no hany fara heriko

ny hany azoko natao
de namoy fitia tsy tafatombona
satria ny fitiavana tsy kilalao
fa ilana fahamatorana
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
657 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Georges andriamanampy
Nampiditra : georgesandriamanampy
Daty : 25/10/2017 18:33
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0538