Commentaire à propos de Taitra
Revenir à Taitra
kiriah (
17/02/2012 13:01)
ghest < iza njay zany sahy namoha sasakalina anao zany ? hihihi!
dadatsima (
22/02/2012 23:05)
Kiriah a!,
ny fahatsiarovana izany
an'ilay olon-tiana
fa niverina eny ihany
no heverina fa sina
ny fahatsiarovana izany
an'ilay olon-tiana
fa niverina eny ihany
no heverina fa sina
kiriah (
23/02/2012 21:02)
zany tokoa angamba
ghest1986 (
20/03/2012 14:33)
zany tokoa angamba Kiriah sy dadatsima an, zany mits moa zany e, tsy ny kiririokam- pamantaran andro intsony no hamoa anao sasakalina fa ny lasa rehetra teo anilan ilay tena tinao, izay tsy tianao hofaranana nefa efa nifarana efa ela
