hafatro aminao (Harilova)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izao no hafatro aminao,
Ry Fiaritiana havako
Aza atao kilalao,
Fa kanto loatra ny fitiavako,
Fitia tsy am molotra tsy akory
ka ny mahafinaritra ihany
fa fitia madio izay mampahory
mampilatsaka tomany...

Tsy vitan-tsafo sy orokoroka
na sanatria ny kiandriandry
fa fahavononana hiatsoroka
Ny adidy izay miandry...
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1069 1
Mpakafy: fiaritiana
Hevitra mandeha
fiaritiana ( 26/02/2006 14:00)
misaotra e
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Harilova
Nampiditra : harilova
Daty : 26/02/2006 09:37
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141