MIASA MANGINA (harylovah)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Zoky a!

Mitsara masiaka ny mason'ny tany
Milaza f'isika_hono_olon-kanosa
Kanefa tsy takany ambadik'izany
Ny dinika_ihany no hanantontosa
Hamaha ny saritaka ambony sy ambany
Fa tsy ny resaka be miavosa.
...
Zandry a!

Miasa mangina isika satria
ao no manjaka ny tena fitia
ka etsy hotohizana leitsy ny dia
f'ity tanindrazana mihamikodia,
ka aleo izay mitsara
hitsara any ho any
f'isika mandroso amin'ny tanjona hatrany...
Lazao azy 'zany!



Harylovah[sept2012]

Page: Facebook.com/harylovah tononkalo Malagasy
--------
Rohy:
1233 0
Hevitra mandeha
nannie ( 22/10/2012 06:37)
Tsara rindra an !
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : harylovah
Nampiditra : harylovah
Daty : 16/10/2012 10:19
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141