efa ampy izay (Hasambarana J.L)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ampy izay ny geja sy ny jioga nentinaonitety ny onjam- piainana
eo anivon' ny tontolo
fa efa voasolo
ilay rojom-pifaliana sy amboaram pahasambarana tsy mety mankalao
aza manao
izay ialan 'ny fitokisany tsy misy fandroany
fa efa ianao ,ianao ny olon- tiany itsony tsy hiova
eny ianao no lova
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy