Na hamoizako ny aiko (Henri Rahatrarivo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
_efa natolotro azy,ny foko manontolo
Vonona aho ny hiady na ho mafy na ho mora
Na inona hitranga,na inona hiatra
Tiako ianao malala,tsy havelako haratra
_ea na hamoizako ny aiko
Sy idirako amin-kizo
Tiako ianao ka lalaiko
Ny fiainantsika hikiziro
_dia mitraka ianao ry tiako
Raha sendra hakiviana
Na hamoizako ny aiko
Tsy hialako ianao ry tiana
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1220 1
Mpakafy: J.Ulrich
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Henri Rahatrarivo
Nampiditra : J.Ulrich
Daty : 08/05/2016 14:01
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0176