Hevitra momba ny TIA

Hiverina amin'ny TIA
Herimec ( 02/11/2010 05:37)
Tsy voatery izay rehetra mandalo eo ambanin'ny maso akory dia ho tiana avokoa, 'zany indrindra no nahatonga ahy hikalo fa misy fihavahany ny zava-drehetra na amin'ny lafiny inona na amin'ny lafiny inona.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095