Fianarana..., fanantenana (HERIMIAH RAKOTONRANJA Fenitra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Sarobidy, faniriko;
Toky any aoriana any;
Ny fianarana niriko;
No tena tiako eto an-tany.

Tena ravo izao ny saina;
Hantenaiko ho lovaina;
Ny fianarako taloha;
Sarobidy ihany koa.

Hantenaiko indray;
Ny fianarana any Ankatso;
Mba ho tian'ny mamanay;
Ny fianarako tsy miato.

Tena tiako any ho any;
Dia tateraka izany;
Amin'izay tsy mitomany
Aleo faranako ny tantara

HERIMIAH RAKOTONRANJA Fenitra
--------
Rohy:
Sokajy : fanantenana
949 1
Mpakafy: fexi
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : HERIMIAH RAKOTONRANJA Fenitra
Nampiditra : fexi
Daty : 28/10/2017 09:20
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0361