Raha mba (Ikaretsaka)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mba fotoana kely fotsiny
Hitsiponako ny potiny
No nangatahiko taminy

Fa nataony be marenina
izaho saika hiala nenina
mbola hitsipona ny maminy

Sendra vakiko ny siny
ka mba saika hiala tsiny
saingy nilainy vaniny

Dia tsy misy azo alahatra
Fa tadiaviny hatsahatra
ho'zy hoe : hajanona

Dia io aho nitakoko
nandefa ny toloko
tsy nahahinankanina.

mampitomany...
Aza mba vaky Ihany!
--------
Rohy:
1002 1
Mpakafy: voninkazokely
Hevitra mandeha
booboo ( 28/05/2004 09:41)
marina zany :) aza mba vaky ihany
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ikaretsaka
Nampiditra : ikaretsaka
Daty : 27/05/2004 20:52
Antsantononkalo
Nantsain'i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136