SAINO ALOHA - Ilay Tia
Azo vakiana?
Mba ahoana ny fihevitrao raha hiofo ny domoina ka hivadika ho tsiriry?
Hataho-drano mitatao ilay hany nokoloina ka hiserana tsy haniry
Mety hamela ratra ve irony rano izay navelany na dia kapain-tsy hita fery?
Izay nifehy ny tsy resy nandemany ny elany lasa toa nangaina irery
Hiserana izy tsy hitoetra ka hafoiny manontolo ilay ankany nahalalany ny fitiavany rehetra
Naveriny amin'ilay mpikolo rehefa avy nanalany
Hevitra mandeha
arseneinlove (23/10/2017 16:22:01)
adala ve aho raha manasokajy ny Tiko ho zava-tsarobidy indrindra?
Mombamomba
Mpanoratra : Ilay Tia

Nampiditra : arseneinlove
Daty : 23/10/2017
Mpamangy : 1160
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
ALAHELOALAHELO ANAO
ANAO AHO
RAHO-MANGA
Hafy ny fitiavana