Safidy (Inofy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ampahalalaiko anao f'izaho raha nisafidy hisintaka ho lavitra
Dia noho ny fitiavana nitsiry anatiko ao tsy tiako ho fantatrao
Ambarako ihany koa fa ireo jineriko miseran-tsy maharitra
Dia efa porofo fa misy mahaliana, mahasintona ahy ianao.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
666 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Inofy
Nampiditra : Inofy
Daty : 04/05/2019 21:30
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092