Hevitra momba ny Manina..!
Hiverina amin'ny Manina..!
Fenohery (
07/01/2006 09:30)
Aza kivy
izato izy
raha raha hanina
ny olo-tsy mba manina
indro ny aiko
fa ho efaiko
izay tsy vitan'ny
visavisany
sy ny fitiavany
nanadino "ny havany"
izato izy
raha raha hanina
ny olo-tsy mba manina
indro ny aiko
fa ho efaiko
izay tsy vitan'ny
visavisany
sy ny fitiavany
nanadino "ny havany"
