Hevitra momba ny FITIAVANA MANGINA
Hiverina amin'ny FITIAVANA MANGINA
razafyaina2o15 (
19/04/2016 12:42)
manao ahoan daol! raha ny hevitro aloh dia tsara ny mifankatia dia tokony misy hatrany ny maritra iraisan na inon toetra na inona toetra ; ny sasany manko rehef tsy mety ny ataon ny olon tiany dia manome tsiny avy hatrany ; tsy mety anef io satriana tsaranaratsy dia efahanao io dia mila mifantefitra eny mila manintsy ny diany koa raha mety izany misaotra tompoko
berthinaina (
21/04/2016 20:40)
ie!tsara alo zany fa raha mba mety hitsiana moa ny diana manao akory fa izy tsy azo atao inona ty ny olana koo!
elyfitsikina (
30/04/2016 13:03)
tsara be le tononkalo fa ity misy indrokely mba tazako le (o) solina (o) anglis angamba kosa tsy mety e,@ko manimba ilay kato gasy
