You are here: home > Vetso

Ny tanjoko? - kanto sarobidy

Azo vakiana?



Hanaja ny fony mitia ho ahy irery...
Hitia azy foana raha mbola miaina
Hanaloka azy raha sendra voajerin'..
rojon'ankaso mandrotika saina..

Hitia foana hatrany n'aiza misy azy
Hibanjin-tsy hiala @ ireo fanirina..
Ho tena fitiavana tsy vazivazy..
Fa mandrakizay re ry tiako ''Nirina''

Hametraka hevitra

Midira aloha