FAHAFAHANA (Kiady teliniaina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Herimpon'ny firenena.
Herimpo izay mitondra fandresena.
Herimpo mampanantena.
Herimpo ho an'ny fahaleovantena.


Voazanaka amin'ny endriny vaovao i gasikara.
Voazanak'i ny fitiavantena.
Voazanaky ny hafa ka tsy mahatsiaro ny tantara.
Mbola voazanaka ity firenena.

Ry fahafahana รด!
Mba iza no hatolotrao.
Hanavotra ity firenena latsaka an-davaka.
Hanova azy ho vaovao.
Ry vahoaka malagasy aoka hifampivavaka.
--------
Rohy:
Sokajy : Tanindrazana
456 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Kiady teliniaina
Nampiditra : KIADY KYLIAN
Daty : 15/05/2021 18:36
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.017