Alahelo (Fenohery Raharison)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aza mitomany
Zato malalako izany
Raha handao anao aho akory
sanatria hanadino ny fitiavan-tsika sy dry

Fa ianao no safidiko
Sy natokana ho ahy
Dia hanaja anao ho doria
Fa izany ny adidiko

Ka aza malahelo
Na mitomany
Fa fenohery ts amel anw irer
ary ts amel anw hu lavo

Fa mitraka hatrany
Fa zany ny fiaina2 etu an-tany
Misy ny tsiky sy tomany
Fa izah ts anadino anao izany
--------
Rohy:
2922 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fenohery Raharison
Nampiditra : fenoheryraharison2017
Daty : 28/08/2017 17:31
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0172