Noho ny baiko ny fitia, h (Yroits valisoa rft)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Noho ny baiko ny fitia, hikorisa ho anao penikoMisy ventsom-panirina, izay ambarako ts afeniko
Anefa arahaba aloha, no atolotro mialoha
Mba ho maripanajana anw ramatoa
Ka raiso re ny haja ze atolotro eto izao
Izay avahako manukan mb ho voninahitrao
Ary refa vita izay vao dinihiko ny teniko
Ny solombavako mteny d ny sangotry ny peniko
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Hevitra mandeha
tsiorivalisoa16
(
06/07/2016 20:53)
Tiako ny miantsa fitiavana
hery
(
11/11/2019 08:38)
Fa ilay teny malagasy kosa tokony hajaina ihany
ilimimjivisdi
(
12/11/2019 10:09)
Eny tokoa, ilay teny malagasy tsara hajaina hatrany ny fanoratra azy!
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Yroits valisoa rftNampiditra : tsiorivalisoa16
Daty : 06/07/2016 20:52