Ry Voninkiazoko (LRoi)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Malala a! Malala ô ! To anao iany aho anie e! indraindray mamelana ny masoandroko ndraindray maloka ny androko,
ny hanitrao no mamelona ahy rivotra iainako isanandro ka tsy afa misarak@ko.
Ny tsilo ve hi hi hi ianao ko zany ! efaka mfameno tsara ne zany eh na misy tsilo ary ndraindray za teztra, be fo kely , mafiloh ra tsy navoatsindrona ny tanako ny tsilo teny @nao tsy tonga saina ah mba afaka nandinika akory.
Ny ravinao maintso eny amnao iny ndray ananako fanatenana fona eo @ny androtokopiainako :)
Ny loko nao ndray mo lokoko mitovy ny raha mikorina ato anatiko manome ftiavana ahy fona.
Ny vatanao ny rantsanao mitovy @ko any ra didina maharary reko na dia tsy ambaranao @ko ary indraindray fa tazominao ao amponao ao ! ‪
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
639 1
Mpakafy: mchi86
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : LRoi
Nampiditra : mchi86
Daty : 08/06/2016 06:19
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136