You are here: home > Vetso

Araho Tsiky - Mah

Azo vakiana?

Ireo fijaliana sy fahorina izay misy
Ny aretina sy loza izay indrisy
Manimba ny fiainana, mapiditra Krizy
Araho Tsiky


Ny alahelo sy izay adiady
Sy ny fiainanao efa eo amoron-kady
Hivadika fifaliana ary ho foana ny tomany
Raha arahina tsiky izany

Sokajy : fiainana

Mombamomba

Mpanoratra : Mah


Nampiditra : A-s Mahla
Daty : 22/03/2015
Mpamangy : 793
Mankafy : 0