Commentaire à propos de Gasy aho hatrany hatrany

Revenir à Gasy aho hatrany hatrany
JMR ( 23/05/2005 16:11)
Mahafaly be
Ny mandre ilay hoe
"Mijoro miiziizy
Ho gasy tena izy !"
Izany ka safidy !!!
Bana Rahalahy
23 Mey 2005
osrabn ( 23/05/2005 18:13)
Toa safidy adaladala
Mety maro mpankahala
Nefa dia averiko ihany
Gasy aho, Gasy hatrany

Misaotra Bana Rahalahy, osrabn
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091