Ampy ahy... (Maminirina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ampy ahy...
Ampy ahy ny tsikinao,
hampisinda ny ahiahiko.
Ampy ahy ny orokao,
hampitony ny hetahetako.
Ampy ahy ny safonao,
hanafana izato vatako.
Ampy ahy ny fitiavanao,
hanorenako ny hoaviko.
Ampy ahy Ianao,
ry 'lay hany hotiaviko.

Maminirina,05 Mars 2007
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
890 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Maminirina
Nampiditra : stayer
Daty : 05/03/2007 17:45
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0127