Hevitra momba ny Serasera
Hiverina amin'ny Serasera
hery (
30/10/2003 21:44)
Manja lé tononkalo. Tena azo avoaka gazety mihitsy. Mitantara ny expériences hita eto amin'ny serasera.
Misaotra é
Misaotra é
mampikanto (
03/11/2003 09:23)
Misaotra indrindra i Hery a! Aoka marina fa tena menatra b za a! Izay fa d ao aoriana angamba isika hanao vinavina ny hamoaka boky ny asa soratry ny namana sa ahoana hoy ianao?
Mankasitraka e!
Kanto
Mankasitraka e!
Kanto
