Ilay voary - Manantena EVARISTE
Azo vakiana?
Ilay voary ato a natiko
Lay fanomezam-pahasoavana voa-janahary:tsy hoe talenta nindramina fa naturaly
-hikalo aho hanoratra
-hiventso ka na ho faly na ho montsana eny na ho sento de hanoratra aho hatr'eto
Hanoratra tokoa ve enao?
Eny hanoratra aho,hanoratra mba hibaiko ny penina sao lahy ka sanatri ho nenina.
-hanoratra aho mba ho andry iankinana,hanoratra mba hanala fahanginana
Hanoratra marina ve ianao?
-Hanoratra aho na ho amin-tsara na ho amin'ny rantsy,
tena hanoratra fa manana an'ilay hatsarana anaty,dia ilay voary ato anatiko
(MANANTENA Evariste,ilay voary,novambre 2021)
Mombamomba
Mpanoratra : Manantena EVARISTE

Nampiditra : Ilay FANAMBY
Daty : 05/11/2021
Mpamangy : 153
Mankafy : 1