You are here: home > Vetso

Ny Omaly Ireny... - Massnatany

Azo vakiana?


Ataoko ahoana  re ny handao  ireo lasantsika ireo
'Reo fotoana feno finaritra tsy nisy ratsy teo
Raha nanantena  ho rahatrizay doria
Doria efa lasana ity...
Handao tsy satry mitomany ny omaly ireny

Ny izorana eo toa tsy tazako
Aiza no  hitondrany antsika
Ny nisy teo  no hany fantatro  
Toa zary nangatsiaka ...

Raha hisy re ny hihaonantsika o!
Tsy handiso  fiaretana
Handao tsy satry mitomany ny omaly ireny

Ahy no  hitelina eto ireo tsiahiana
aorian’ny orana, ho taratro akia
Handao tsy satry mitomany ny omaly ireny

Ahy no  hitelina eto ireo tsiahiana
aorian’ny orana, ho taratro akia
Handao tsy satry mitomany ny omaly ireny !


(fandikana malalaka vazo tsy gasy fa manja...lazao ahy raha kobo lol)





Hevitra mandeha

ANARIM (21/10/2011 06:53:52)

otran kobokobo fa aleo alou tsy miteniteny!

hery (22/10/2011 23:25:50)

M'lay leisy

Asivo feony wah.

How do I say goodbye to what we had?
The good times that made us laugh
Outweigh the bad.

I thought we'd get to see forever
But forever's gone away
It's so hard to say goodbye to yesterday.

I don't know where this road
Is going to lead
All I know is where we've been
And what we've been through.

If we get to see tomorrow
I hope it's worth all the wait
It's so hard to say goodbye to yesterday.

And I'll take with me the memories
To be my sunshine after the rain
It's so hard to say goodbye to yesterday.

And I'll take with me the memories
To be my sunshine after the rain
It's so hard to say goodbye to yesterday.

Mombamomba

Mpanoratra : Massnatany

Nampiditra : Massnatany
Daty : 19/10/2011
Mpamangy : 1298
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Miala tsiny ...
Hiran'iza ( farany)
Hiran'iza?