Mitingitingina (Masvotok)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
alatsao miadana ao izay tena nahaporitra
ny kabone no fanafody!
Ilay gazetinao
iny aforiportra
mba hamafana V.dy!
rehefa vita ilay fika
d' ampiakaro ambonimbony
ny fanafenana fananana
magala rano mangatsiaka
dia alaivo ny savony
hanasana tanana!
(frista teo ampika.. ana io! )
--------
Rohy:
Mpakafy:
ikaretsaka