Hevitra momba ny Rahampitso vao maraina

Hiverina amin'ny Rahampitso vao maraina
nikopol ( 25/04/2005 16:03)
Miarantsoa hande ho aiza ary e? aleo mistance kely eto letsy a!
Mionona letsy ? atao aiza ary kiki raha ohatra ka.
lol
Masaka e


andriary ( 26/04/2005 14:24)
ho aiza eeeee!
Hijery anao eny an-tsefatsefaky
ny rihitra!
Hitazana ny endrikao , ifanenan'ny rivotra manontany hasambarana!
....
tsara ity tonokalonao ity
matihanina e!
Miarantsoa ( 26/04/2005 14:42)
MAhaiza mionona tokoa raNiko a ?
MIsaotra ry Andriary a !
Mankasitraka anareo e !
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091