Ampidiro aloha ny tenimiafina
FITIAVAKO MANGINA (Michel.d)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FITIAVAKO MANGINAMichel.d
Tsy fantatrao
fa ny foko
Dia mitia
anao mangina
Tsy fantatrao
fa toloko
Ny embon-dava
anao ry tiana
Raha ny ato
anatiko rehetra
No aborako aminao
Tia anao tsy
misy fetra
Mihoatr'izao
tontolo izao
--------
Rohy:
Mpakafy:
Masoandro Mainty
