raha toa ka...! (mickalo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
raha toa ka tsapanao fa vonona aho hitia
dia efa afaka ny jaliko izay namototra ahy taty
ka ho fongarina avy hatrany ny ahiahiko satria
ny ahiahy mantsy a!
madrara ahy hiroso sy manembotra ny dia
--------
Rohy:
Sokajy : Ahiahy
804 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : mickalo
Nampiditra : mickalo
Daty : 17/05/2016 03:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0132