You are here: home > Vetso

Fahaleovantena hoe? - Mija

Azo vakiana?

Efa an-taona firifiry no niandrandra FANDRESENA?
Dimapolo taona lasa izay no hoe FAHALEONVANTENA
kanefa inona akory!!! Amin'izao fotoana izao :
fanandevozana no misy fa amin'ny ENDRIKA VAOVAO.

Sokajy : Tanindrazana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Mija

Nampiditra : Mijamiary
Daty : 23/06/2013
Mpamangy : 1885
Mankafy : 0