Tonokalo mifoka (Mirindrar)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tonokalo tsisy dikany
Indro atolotro izao
Haisoratra mitapy
Zay nomaniko ho anao

Sady tsy miady rima
No tsy manaja ny tsipelina
Teny maro nafangaro
Tsisy bedy tsisy nenina

Tsy natao omena isa
Na koa nosoratana hotsaraina
Fa embonn'y mamisavisa
Sy ny bandy tsy ampy maina.

Aleo faranako amin'izay
Dieny mbola tsy voakina
Fa raha mitohy ny antsoanso
Dia ny vato no hangina.

Ireto ary no mpanoratra
Raha sanatria ka misy liana
I Mandrak tapitr'ohatra
Sy Miridrar fitsikiana.

Mody asiako hoe fitiavana
Satria io be mpamaky
Na dé tsy misy ifandraisany
Toy ny rano sy faty.


Mirindrar & Mandrak
--------
Rohy:
Sokajy : Hatsikana - Fitiavana
2435 1
Mpakafy: vetsoko
Hevitra mandeha
pissoa ( 26/12/2006 19:45)
Milay be le ainga ! Hihihi
cocorico ( 26/12/2006 21:33)
milay kosa an,tonga d takatry ny mifoka an :*
mandrak ( 26/12/2006 22:07)
Misaotra eh; mankasitraka!
ledada ( 27/12/2006 08:36)
manamaina v vao mahavita toy io?
'ty njay misy setriny e! resaka maina:
Setroka lasa rahona,
Rahona tonga orana,
Orana manondraka ny tany, Tany mamokatra vinany,
môly b no dikan'zany....
vetsoko ( 09/01/2007 16:12)
io leity fa lasa mpanoratra ,ngaha io mijanona intsony?????
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Mirindrar
Nampiditra : mirindrar
Daty : 26/12/2006 19:19
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0131