Ny fitia (misa)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fitia
Toetra iray izay tsy mety ho voafafa.
No mibahana ato anatitsika olombelona.
Tsy mifidy na saranga ary tsy miafahafa.
Fa ita eny fona ary toa tsy manelingelina.
Na fotsy na mainty na zarazara.
Misy azy eny fona na izĂ  mteny aza.
Anjaranao no mifidi,anolokolo,izara.
Izy io tsy mifidy na atolotra anjara
Tadidio fona ihany ny fitia anie fanaja.
ianareo izay vao ianatra itia.
Ataovy tsara ko ny fitia.
Fa aza atao ho fanariandiha.
Io fitia io hono mantsy.
No antokizao rehetra izao.
Ataovy tsara fa tsy ratsy .
Ka diniho tsara, tanterao.
--------
Rohy:
830 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : misa
Nampiditra : msta
Daty : 26/04/2011 17:51
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0314