Hevitra momba ny PROGRES

Hiverina amin'ny PROGRES
mpiserasera ( 16/08/2009 13:13)
hihihi !...hafa indray ity an !
Mysento ( 16/08/2009 13:46)
tsy ,hita tsony,'lay mihetsika.
mpiserasera ( 16/08/2009 13:50)
Tsy ratsy anie fa tsy mahazatra fontsiny ,style hafa ndray e!
Mysento ( 16/08/2009 14:34)
refa,tonga ny mazava,tena...
endrika01 ( 17/08/2009 06:36)
Hafakely ndray a!Rehefa mandroso ny fivoarana tsy misy takona tsy hiseho,azo sary an-tsaina lay tantara,hi hi hi,taminy mbola labozy no nampiasaina dia haderadera aminy akanjo manify,lay ao anatiny ao :D refa tonga ny herinaratra dia nosoloina matevitevina mba tsy ho hita le fika =)) .
Mysento ( 17/08/2009 13:35)
Progres ! Progres ,mandreraka be.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0131