You are here: home > Vetso

Meteza - Nali

Azo vakiana?

Meteza  ho tiana ka aza mangina
Ny nofo tsy hanofy no indro hirakofy
Venteso ny teny fonosin'ny TIANA
Ka aza Manjeny  rehefa izy no iriana!

Vetsoy ny alakaosin'ny tena fitiavana
Vetsoy ny alahamadin'ny fifankatiavana
Vetsoy ny adijadin'ny roa  tonga ho iray
Vetsoy ka meteza  hotiavina indray....

Nali     nalison1000@voila.fr
18-12-03

Hevitra mandeha

aina1000 (06/03/2005 12:48:35)

Tsara ry Nali ah omeo ahy ny adresse nao

nalison1000 (07/03/2005 19:10:59)

Milay

rmbary (04/07/2005 17:25:09)

tsara satria mahay mampivady ny fitia @soatoavina malagasy.
misaotra e

Hametraka hevitra

Midira aloha