Hevitra momba ny --- Ry zandriko--- Ho an'ilay zandriko nody mandry fito taona monja

Hiverina amin'ny --- Ry zandriko--- Ho an'ilay zandriko nody mandry fito taona monja
fiaritiana ( 01/06/2006 20:49)
Tsy misy tenenina aky ry Nali fa dé mahereza hatrany a!zany moa ny fiainana ka aza mitsahatra ny mivavaka
fiaritiana ( 01/06/2006 20:49)
Tsy misy tenenina aky ry Nali fa dé mahereza hatrany a!zany moa ny fiainana ka aza mitsahatra ny mivavaka
nalison1000 ( 03/06/2006 12:02)
Misaotra betsaka amin'ny fampaherezana. Tsy misy mampahery aza moa mahery toy izay misy anareo! misaotra tompoko
tisera ( 10/06/2006 16:57)
mahereza nali fa izay ny lahatra a! Dia tsara be ilay tononkalonao , tena hahitana taratra ny mahazava-dehibe ny iray tampo
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0211