Fakam-panahy (N'Art MADA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsapako ato anatiko
Ilay fitsikinano mahery,
Tena tsy mba tanatiko
Ilay masonao mijery

Tonga dia mambabo
Mampidoboka ny fo,
Ampio aho mba tsy ho lavo
Re ry Tompo Iray Tsitoa.
--------
Rohy:
Sokajy : fiainana
292 0
Hevitra mandeha
hery ( 14/07/2022 08:21)
Tena tsy mba tantiko angamba ilay andalana faha 3 e?
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : N'Art MADA
Nampiditra : N'Art MADA
Daty : 08/07/2022 12:55
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.013