lavitra ahy (nathalia)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Anyianao izay ry tiako



t Tsy mahita ny fijaliako
Asa ianao raha manao ahoana
Fa izao aty mahatsiaro foana
Malahelo mafy anao hatrany
Indro latsaka ny tomany
--------
Rohy:
1388 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : nathalia
Nampiditra : carina
Daty : 31/07/2006 11:37
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.013