Ampidiro aloha ny tenimiafina
ho an'iza (Nayrah)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho an'iza ny foko izay tsy onona akory amin'ny efa nekenaHo an'iza ny foko izay mbola tsy vonona ny ho tonkan-tena?
Ho an'iza ity fo malahelo sy kivy mitondra kilema!!!
Ho an'iza fa toa mahonena sy mahasorena...
--------
Lien:
Catégorie :
Eritreritra mandalo - Fitiavana
Fans:
aizimazava
