Tsy haiko ny tiavina (Nevrozy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy ny ady izay niserana, Na ny elanielan-toerana
No namono ilay fitia
F'ilay fahanginana
Sy ilay fiankinana
izay nivoana ka nania
Tsy ny ora zay mandeha
Na ny tsaho mba sendra re
No nanimba ny fitiavana
F'ilay fitiavan-tena
Izay nampa onena
Ka namotika ilay fihavanana
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
