Commentaire à propos de Tsaroany ( setrin'ny tononkiran' i ny eja hoe tsaroany)

Revenir à Tsaroany ( setrin'ny tononkiran' i ny eja hoe tsaroany)
nikopol ( 13/08/2005 08:37)
Ny eja an! novaliako ny tononkalonao "tsaroany" fa nambabo ahy tokoa.
Nomen'ilay olona izay ahy izy io ka setriny ho azy no nanaovako azy. Nataoko nitovy rindra amin'ilay nihiran'i Bodo azy ( efa nandramako nihiraina fa ...).
Hantenaiko fa tsy mahasosotra anao ary indrindra fa hahafaly "azy" lol

Nikopol, namanao
zakilinina ( 13/08/2005 10:17)
F'angà koa mihira nikopol ?
chipie1 ( 16/08/2005 13:19)
mety tsy ho tia koa izy matoa nandao ka ! , mety tena ho tia be koa satria aminilay andiny farany mbola miandrandra hihihi
asa aloha ...
nyeja ( 18/08/2005 09:50)
nikopol a faly be aho fa novalianao ilay "Tsaroany" sitraka no omeko anao satria matoa misy mamaly ny tononkalo iray dia midika fa nisy akony ary vao mainka nahafaly ahy raha ianao ilay poety ankafiziko koa namaly azy , tsara e nomeko isa 5 .
ny eja namanao
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091