Poezia (Nirihaja)

Lu par Nirihaja
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Teny iray

Raha ny teny
Mitosaka mameno ny habaka
Ny tany, ny rivotra
Ny fara-lalana
Any ambadika tsy hita
Mandonaka ati-fanahy
Fanahy mikalo
Mandoko anao ny fisiana sy ny foana tonga misy
Hanofy anao
Fanahy mihira alahelo
Ao anatinao ao
Fanahy mibitsika manentana
Mitory fiadanana, hasambarana
Antsainao, am-ponao, Antsainao
Po-e-zia

Notsongaina tao amin'ilay 'halo project by Nirihaja" izy ireo, izay misy titre 10, mandrakitra tononkalo 30 isa.

Texte : Nirihaja
Mpiantsa: Nirihaja
Piano : Môta Soa
Cordes : Sonn
Arrangement : Môta Soa
Mixage et Mastering : Miora Rabarisoa
--------
Lien:
9 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Nirihaja
Inséré par : hery
Date : 03/04/2026 20:02
Lectures
Lu par Nirihaja
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118