Hanoratra aho ho teny Ha (Nirintsoa)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hanoratra aho ho tenyHanoratra aho ho kanto
Hataoko teny feno kanto
Hanamora ny afatra ho entin'izy ireny
Hasiko marim-piatona
Mba ho kanto ho mora ho henohina
Ho ataoko teny maromaro
Ho zary lasa tononkalo
--------
Rohy:
https://vetso.serasera.org/tonokalo/nirintsoa/hanoratra-aho-ho-teny-ha
Sokajy :
Teny vahiny