Commentaire à propos de INY LALANA INY

Revenir à INY LALANA INY
Rakotomahenina ( 21/06/2021 18:35)
Fa aiza ilay tanana zany!?
tononkaloNM ( 24/06/2021 07:14)
Tsara be ilay fanontaniana fa eo indrindra isika izao. Isika mpamaky indraindray no endrasan'ny mpanoratra haminavina. Ilay "Nankaiza" n'i Dox izao dia tsy fantatra hoe aiza ilay tanàna fa dia hita ao an-tsaina ao fotsiny hoe ohatran'ny any ambanivohitranay any ilay resahany. Mirary soa ô !
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093