Aleo (Ny Alimbetso Soa na Endrika Nasalotra)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aleo iany hitia
zany foko adala
n'inona n'inona hiseho
atao tsisy hahalala
Fa......
mijaly fa minia
izay koa no safidy
hampitony ny fo
diso fiantefa
tany ampiandohana

Aleo iany hitia
hitia ka hitia
na mamy na jaly
izay anjara ekeko
hanafoana ny tomany
indrindra fa rehefa eto
lay andrasako eto antany
mba ho fiononako
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
759 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Ny Alimbetso Soa na Endrika Nasalotra
Inséré par : rentimpanahy
Date : 05/01/2009 11:37
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0129