Hevitra momba ny Dia nisy...

Hiverina amin'ny Dia nisy...
nyeja ( 23/06/2005 12:32)
izany ny poety efa miainga any ho any !
Ny Eja
NyKanto ( 24/06/2005 13:25)
Mahavita mahadingana ny efitry ny lasa ny tononkalom-pahatsiarovana toy itony ... dia toa azo tohofana avy aminy ny hanitry ny lasa, mamohafoha fahatsiarovana eh!!!

Mendrika ho tsaroana ilay fihaonana iny.
Mankalaza anareo namana rehetra!
Ny Kanto.

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5651